|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandingana
Root  2 dingana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra
9 Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao
10 Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra
11 Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý
12 Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [1.1]
Explanations in English  13 to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading [1.2]
14 to step over; to leave out, to skip [1.7]
Explanations in French  15 enjamber, franchir, sauter, omettre [1.8]
Examples  16  Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499#]
17  Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#]
18  Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#]
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandingana

Entry (2/2) 20  mandingàna
Root  21 dingana
Part of speech  22  imperative of active verb mandingana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mandingana, mandingàna

Updated on 2026/08/19