|
|
|
|

Entry 1  dingana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  17 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
18 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Explanations in English  19 a step, a leap [1.2, 1.7]
Explanations in French  20 pas, enjambée [1.8]
Examples  21  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
22  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508#334]
Synonyms  23 dika, vikina
Combinations  24  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word dingana

Updated on 2026/04/22