|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manarona
Root  2 sarona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
9 Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy
10 Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1]
Explanations in English  11 to cover; to conceal [1.7]
Explanations in French  12 couvrir; cacher [1.8]
Examples  13  Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470#171]
14  Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471#12]
Analogs  15  manakona, 16  mandrakotra
Combinations  17  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manarona

Entry (2/2) 18  manaròna
Root  19 sarona
Part of speech  20  imperative of active verb manarona [Full list]

Anagrams  manaròna, manarona, 21 manoràna, manorana

Updated on 2026/08/24