|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manakona
Root  2 takona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
9 Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
10 Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
Explanations in English  11 to conceal, to cover [1.2, 1.7]
12 to hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
Explanations in French  13 cacher, couvrir [1.3#654, 1.8]
14 faire ombre en arrêtant la lumière [1.3#654]
Examples  15  nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#]
16  Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#]

Entry (2/2) 17  manakòna
Root  18 takona
Part of speech  19  imperative of active verb manakona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manakona, manakòna, 20 manankoa, 21 manokàna, manokana, 22 manonaka

Updated on 2026/08/13