|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manangola
Root  2 angola
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
9 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Explanations in English  10 to allow someone to indulge his fancies [1.7]
Explanations in French  11 laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8]
Synonyms  12 manangolangola

Entry (2/2) 13  manangolà
Root  14 angola
Part of speech  15  imperative of active verb manangola [Full list]

Anagrams  manangola, manangolà

Updated on 2026/08/13