|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manangolangola
Root  2 angolangola
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
9 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Explanations in English  10 to make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2]

Entry (2/2) 11  manangolangolà
Root  12 angolangola
Part of speech  13  imperative of active verb manangolangola [Full list]

Anagrams  manangolangola, manangolangolà

Updated on 2026/08/06