| Entry | 1 mankahery |
| Root | 2 hery |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
9 Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1] |
| Updated on 2026/04/20 |
|