|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manalina
Root  2 alina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. [1.1]
Explanations in English  9 to detain till night; to misspend one's days and hours. [1.2]
Explanations in French  10 retenir jusqu'à la nuit ou longtemps [1.3]
Examples  11  izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro. [2.245#]
12  Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298#]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manalina

Entry (2/2) 14  manalìna
Root  15 alina
Part of speech  16  imperative of active verb manalina [Full list]

Anagrams  manalina, manalìna, 17 manilàna, manilana

Updated on 2026/08/13