|
|
|
|

Entry (1/4) 1  alina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
Explanations in English  5 ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
6 ten thousand [1.7]
Explanations in French  7 dix mille [1.8]
International  8 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1]
Examples  9  sy boriky arivo amby enina alina, [2.996]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Combinations  11  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alina
Tables and plates  12  The Numbers
Article  13 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/4) 14  alina
Part of speech  15  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  38 fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
39 haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
Explanations in English  40 night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
41 night [1.7]
Explanations in French  42 nuit [1.8]
Examples  43  aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[2.131]
44  Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324]
Analogs  45  ankaly, 46  lahaly
Combinations  47  36 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alina
Proverbs  48  Proverbs containing that word
Article  49 Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro)

Entry (3/4) 50  alina
Part of speech  51  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  59 lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
Explanations in French  60 qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]
Combinations  61  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alina

Entry (4/4) 62  alina
Part of speech  63  noun
Explanations in English  64 [Provincial] provincial for adina [1.2]

Anagrams  65 Alain, alina, 66 anila, 67 ilana, 68 laina, 69 lania, 70 liana

Updated on 2026/04/22