|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manakotrana
Root  2 kotrana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
9 Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
10 Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1]

Entry (2/2) 11  manakotràna
Root  12 kotrana
Part of speech  13  imperative of active verb manakotrana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manakotràna, manakotrana

Updated on 2026/08/15