|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kotrana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana
22 Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [1.1]
Explanations in French  23 bruit d'un choc
24 choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [1.3]
Combinations  25  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kotrana

Entry (2/2) 26  kotrana
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28 [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [1.1]
Combinations  29  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kotrana

Updated on 2026/04/19