|
|
|
|

Entry 1  manaikitra
Root  2 kaikitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo
9 Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra
10 Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay
11 Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao
12 Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ
13 Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1]
Explanations in English  14 to bite, to cause pain [1.7]
Explanations in French  15 mordre; piquer, faire mal [1.8]
Examples  16  manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#]
17  ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#]
Analogs  18  mamazana, 19  manakarepoka, 20  manakaretoka, 21  manaketoka, 22  manatandra, 23  mandramatra, 24  mandramatra, 25  mandrambo, 26  mandriatra, 27  mandrovitra, 28  mikaretoka, 29  miketoka
Combinations  30  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manaikitra
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Anagrams  manaikitra, 32 manati-kira, 33 miantraika, 34 mitakarina, mitakarìna

Updated on 2026/08/18