|
|
|
|

Entry 1  mandrovitra
Root  2 rovitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
9 Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
Explanations in English  10 to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
Explanations in French  11 déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
Examples  12  Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [2.470#15]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 mandrivotra, mandrovitra

Updated on 2026/04/21