|
|
|
|

Entry 1  mandramatra
Root  2 ramatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [1.1]
Explanations in English  9 to attack, to set upon, to rush upon [1.2]
Examples  10  Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; [2.996#]

Updated on 2026/04/20