|
|
|
|

Entry 1  mampiady
Root  2 ady
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  7 Mettre en guerre, engager à se battre [1.3#3, 1.5#48]
8 confronter, accorder [1.3#3, 1.5#48]
9 engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3#3]
Examples  10  Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437#]
11  Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857#]
12  Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4#]
Combinations  13  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mampiady
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21