|
|
|
|

Entry 1  ady
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  24 Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
25 Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
26 Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
27 Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity [1.1]
Explanations in English  28 A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [1.2]
29 fighting, war [1.7]
Explanations in French  30 guerre [1.3#2, 1.8, 1.5]
31 combat [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5]
32 discussion, dispute [1.3#2, 1.5]
33 procès [1.3#2, 1.5]
34 bataille
35 Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
36 accord des instruments ou des voix [1.3#2]
37 lutte [1.13]
Examples  38  maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3]
39  mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3]
40  nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3]
41  manana ady izy (il est en procès) [1.3]
42  mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
43  maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472#184]
Analogs  44  adilahy, 45  fanditra, 46  fanjihitra, 47  fetrivoho, 48  fifandirana, 49  fifanjihirana, 50  gidragidra, 51  kisa, 52  sentsena, 53  sotasota, 54  vaniny, 55  vezovezo
Combinations  56  162 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ady
Proverbs  57  Proverbs containing that word
Article  58 Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano)

Anagrams  59 Adì, ady, 60 day, 61 dia

Updated on 2026/08/22