|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamisavisa
Root  2 visavisa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
9 Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
10 Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [1.1]
Explanations in English  11 to describe minutely, to enumerate [1.7]
Explanations in French  12 décrire en détail; énumérer [1.8]
Examples  13  mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. [2.285#]
14  Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. [1.437#]

Entry (2/2) 15  mamisavisa
Root  16 visavisa
Part of speech  17  imperative of active verb mamisavisa [Full list]

Anagrams  mamisavisa, mamisavisà

Updated on 2026/08/19