|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lanitra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Explanations in Malagasy  5 Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany
6 (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1]
Explanations in English  7 the sky [Mal. langit] [1.2]
8 the sky
9 heaven [1.7]
Explanations in French  10 le ciel, le firmament [1.3, 1.8]
11 la région éthérée [1.3]
Examples  12  Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529#]
13  ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#]
Vocabulary  14  Astronomy 15  Beliefs
Combinations  16  31 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lanitra
Proverbs  17  Proverbs containing that word
Article  18 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2) 19  lanitra
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21 le souverain [1.3]

Updated on 2026/04/21