| Entry | 1 lahatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
25 Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany
26 Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona 27 Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty 28 Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? [1.1] |
| Explanations in English |
29 order; ranks; fate
[1.7] |
| Explanations in French |
30 arrangement
[1.3, 1.7] 31 rang, ordre [1.3#370, 1.8] 32 alignement, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [1.3#370] 33 destin [1.8] 34 destinée [1.66] |
| Examples |
35 Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa?
[2.131]
36 Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny? [2.324] |
| Combinations | 37 29 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lahatra |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 39 halatra, lahatra |
| Updated on 2026/04/21 |
|