|
|
|
|

Entry 1  kotranina
Root  2 kotrana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky
9 Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy
10 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1]

Anagrams  kotranina, 11 tranokany

Updated on 2026/04/19