|
|
|
|

Entry 1  jamba
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1]
Explanations in English  22 blind [1.7]
Explanations in French  23 aveugle [1.8]
Examples  24  Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69#197]
25  Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356#45]
26  Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4#78]
Vocabulary  27  Health
Combinations  28  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word jamba
Proverbs  29  Proverbs containing that word
Article  30 Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/21