| Entry | 1 hajambaina |
| Root | 2 jamba |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy
9 Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be blinded; to be dazzled
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on aveugle, qui est ébloui
[1.8] |
| Updated on 2026/04/19 |
|