|
|
|
|

Entry 1  jambena
Root  2 jamba
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
14 Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1]
Explanations in English  15 temporarily blinded or dazzled [1.7]
Explanations in French  16 ébloui; qui a les yeux troubles [1.8]
17 aveuglĂ©, avoir les yeux troubles [1.5]
Examples  18  Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472#54]
19  Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#]
Synonyms  20 jemby

Updated on 2026/04/22