|
|
|
|

Entry 1  iposahana
Root  2 posaka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#494]
Examples  8  Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3#494]
9  Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
10  ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136]
11  Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27]

Anagrams  12 ipasohana, iposahana

Updated on 2026/04/19