Entry indraim-bava
Elementary words indray ; vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny kely foana [1.1]
Explanations in English Just one word; a morsel of food [1.7]
Explanations in French Une bouchée, une chique
Figuré: un mot, une parole, un rien [1.3]
 Un petit mot; une bouchée de nourriture [1.8]
Examples 
1izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny? [2.48]
2Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe: [2.996]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/15