|
|
|
|

Entry 1  hono
Part of speech  2  participle
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1]
Explanations in English  8 they say [1.7]
Explanations in French  9 on dit [1.3, 1.8]
10 dit-on [1.3]
Examples  11  Iza avy, hono, no mba ory? [2.285#69]
12  dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293#37]
13  Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117#112]
14  Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499#18]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  hono, 16 noho, no ho

Updated on 2026/08/13