|
|
|
|

Entry 1  mihono
Root  2 hono
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty
8 Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihono
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21