|
|
|
|

Entry (1/4) 1  hery
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
20 Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
21 Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
22 Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
23 Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
24 Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1]
Explanations in English  25 strength, force, power [1.7]
Explanations in French  26 force, puissance [1.3#238, 1.8]
27 vigueur, énergie, bravoure, courage, vertu des objets, efficacité, surplus, contrainte, violence [1.3#238]
Examples  28  Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4#56]
29  Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296#41]
30  Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508#496]
31  Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231]
Combinations  32  35 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hery
Proverbs  33  Proverbs containing that word
Article  34 Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly

Entry (2/4) 35  hery
Part of speech  36  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  42 Fandefasana fivalanana [1.1]
Explanations in French  43 [racine] [1.3#239]
Vocabulary  44  Health

Entry (3/4) 45  hery
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47 [Taisaka] fiverenana [1.78]

Entry (4/4) 48  hery
Part of speech  49  noun
Explanations in Malagasy  50 Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1]
Explanations in French  51 nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [1.3]
52 (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
53 [Sakalava] Mimosa asperata L. (Fabaceae)
54 [Merina] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae)
55 Voir heritsilo. [1.196]
Vocabulary  56  Botany
Synonyms  57 angivy, roingivy, voangivy
Scientific name 

Anagrams  hery, 60 rehy

Updated on 2026/04/22