| Entry (1/3) | 1 mahery |
| Root | 2 hery |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
9 Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka
10 Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita 11 Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia 12 Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy 13 Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [1.1] |
| Explanations in English |
14 strong
[1.7] |
| Explanations in French |
15 fort, puissant
[1.8] |
| Examples |
16 mahery fofona sady matsatso!
[2.471#30]
17 Tena mahery izy ity Rangahy! [2.606#220] 18 Dia ny voalavo izany no mahery! [2.69#159] 19 Na zovy mahery, dia vaky barara; [1.240] |
| Combinations | 20 37 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahery |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 22 mahery |
| Root | 23 hery |
| Part of speech | 24 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
29 [Antesaka] mamerina
[1.78] |
| Entry (3/3) | 30
MAHERY
![]() |
| Part of speech | 31 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in English |
32 Madagascar Health and Environmental Research
[3.1] |
| Anagrams | mahery, 33 Mehira, 34 mihare |
| Updated on 2026/07/17 |
|