|
|
|
|

Entry 1  goay
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
5 Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Explanations in English  6 huge. [1.2]
7 huge, colossal [1.7]
Explanations in French  8 [Tankarana] immense. [1.19]
9 énorme, colossal [1.8]
Examples  10  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Synonyms  11 goaibe, goavambe, goavana
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word goay

Anagrams  13 Gaio, goay

Updated on 2026/04/22