| Entry | 1 goavana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Lehibe makadiry sady lava, ngezabe
[1.1] |
| Explanations in English |
5 huge, immense and good looking. See goay.
[1.2] 6 huge, enormous [1.7] |
| Explanations in French |
7 [Tankarana] immense.
[1.19] 8 énorme [1.3, 1.8] 9 grand, corpulent [1.3] |
| Examples |
10 Tolona goavana anefa izany.
[2.472#194]
11 goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528#115] 12 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132] 13 Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245#178] |
| Synonyms | 14 goay, goaibe, goavambe |
| Combinations | 15 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word goavana |
| Anagrams | goavana, 16 voagana |
| Updated on 2026/04/22 |
|