|
|
|
|

Entry1  folo-tao-maty
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1#380]
5  Ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1#927]
Elementary words  6  folo, taona, maty

Updated on 2023/06/13