| Entry (1/2) | 1 fetra |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
20 Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
21 Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id 22 Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1] |
| Explanations in English |
23 an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control.
[1.2] 24 a limit [1.7] |
| Explanations in French |
25 limite
[1.8] |
| Combinations | 26 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fetra |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 28 fetra |
| Part of speech | 29 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
32 [Sihanaka] zanaka, taranaka
[1.78] |
| Synonyms | 33 faitra |
| Anagrams | 34 fatre, fetra |
| Updated on 2026/08/06 |
|