|
|
|
|

Entry 1  fehezina
Root  2 fehy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fatorana: Fehezo tsara ny kitay sao latsaka
9 Entina, didiana: Nofehezin' ny Kapiteny Ranona ireto miaramila ireto taona itsỳ [1.1]
Explanations in English  10 to be tied, to be knotted, to be overruled, to be governed, to be managed. [1.2]
11 to be tied; to be governed [1.7]
Explanations in French  12 qu'on lie, qu'on attache; qu'on gouverne [1.8]
Examples  13  Dia nanao hoe, azoko ity fa olom-peheziko. [2.245#42]
14  Ny Ihala izay nofehezin' ny Zafimainty, ao Marosiky. [2.508#250]
15  Fehezina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
16  Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445#13]
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21