|
|
|
|

Entry 1  fehy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  24 Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
25 Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. [1.1]
Explanations in English  26 a tie, a knot
27 superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2]
28 the act of tying; a knot [1.7]
Explanations in French  29 action de lier; noeud [1.8]
Examples  30  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#17]
31  ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
Analogs  32  fatotra, 33  fehy handrotra, 34  fehy maty, 35  fehy singory, 36  rohy, 37  tadivavarana, 38  vona
Combinations  39  39 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fehy
Proverbs  40  Proverbs containing that word

Anagrams  fehy, 41 fihe, 42 hefy

Updated on 2026/04/22