|
|
|
|

Entry 1  fahatsarana
Root  2 tsara
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in English  6 excellence; goodness [1.7]
Explanations in French  7 excellence; bonté [1.8]
Examples  8  Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra [2.529#123]
9  Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. [1.353#]
Synonyms  10 hatsarana

Anagrams  fahatsarana, 11 faratsahana

Updated on 2026/04/22