| Entry | 1 fahadisoana |
| Root | 2 diso |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
6 error, guilt
[1.2, 1.7] 7 criminality, failure, deficiency [1.2] 8 a mistake [1.7] |
| Explanations in French |
9 faute
[1.3#108, 1.8] 10 culpabilité [1.3#108] 11 erreur [1.8] |
| Examples |
12 Tsaroako izao ny fahadisoako
[2.996]
13 Moa ahy irery ve ny fahadisoana? [2.499#58] 14 Dray, fahadisoanao be mihitsy izany [2.472#149] 15 Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? [2.113#29] 16 fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana [2.996] |
| Synonyms | 17 hadisoana |
| Combinations | 18 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahadisoana |
| Updated on 2026/04/22 |
|