| Entry | 1 hadisoana |
| Root | 2 diso |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
6 error, guilt, criminality, failure, deficiency
[1.2] 7 a mistake, an error; guilt [1.7] |
| Explanations in French |
8 faute
[1.3#108, 1.8] 9 culpabilité [1.3#108] 10 erreur [1.8] |
| Examples |
11 hadisoana inona no nataony taminao?
[2.270#27]
12 Tsy misy olona azo sazina indroa noho ny hadisoana tokana ihany. [2.114#] 13 Noho izany, tsy tsaroako ho nahavita hadisoana tamin' ny vadiko sy ny zanako aho. [2.4#] |
| Vocabulary | 14 Emotions |
| Synonyms | 15 fahadisoana |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|