|
|
|
|

Entry (1/2) 1  endrikendrika
Root  2 endrika
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 [duplicatif diminutif] [1.3]

Entry (2/2) 5  endrikendrika
Part of speech  6  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao [1.1]
Explanations in English  24 slander, insinuation [1.7]
Explanations in French  25 calomnie [1.3, 1.8]
26 fausse accusation [1.3]
27 insinuation [1.8]
Examples  28  Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472#208]
Analogs  29  hoso-dratsy, 30  hoso-potaka, 31  tombotomboka
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Anagrams  endrikendrika, 33 indrekindreka

Updated on 2026/04/22