|
|
|
|

Entry 1  tombotomboka
Root  2 tomboka
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  8 [Sihanaka] endrikendrika [1.78]
9 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Synonyms  10 tomboka

Updated on 2026/04/22