|
|
|
|

Entry 1  endrika
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io
20 Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
21 Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [1.1]
22 tarehy [1.13]
Explanations in English  23 image, form, visage, face [1.7]
Explanations in French  24 La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image [1.3#126]
25 forme [1.8, 1.13]
26 figure; tournure [1.8]
27 visage [1.13]
Examples  28  endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
29  Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126]
30  Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472]
31  Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470]
32  endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13]
33  Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126]
34  endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13]
35  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471#26]
36  Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126]
37  Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126]
Combinations  38  17 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word endrika
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Anagrams  40 akendry, 41 andreky, endrika, 42 indreka

Updated on 2026/04/21