| Entry | 1 bika |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
12 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
13 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1] |
| Explanations in English |
14 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana
[1.2] 15 a shape, form, figure, appearance [1.7] |
| Explanations in French |
16 forme, conformation, mine
[1.8] |
| Examples |
17 Izao re no bikako / izao no tarehiko
[2.131]
18 Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7] |
| Combinations | 19 12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word bika |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
21 Shapes of Cattle Horns |
| Anagrams | 22 baky, bika, 23 kiba |
| Updated on 2026/04/21 |
|