|
|
|
|

Entry 1  angamba
Part of speech  2  adverb [Full list]
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  5 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1]
Explanations in English  6 see angaha [1.2]
Examples  7  Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [2.324]
8  Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470#89]
9  angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471#26]

Updated on 2026/04/19