|
|
|
|

Entry 1  angaha
Part of speech  2  adverb [Full list]
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  5 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! [1.1]
Explanations in English  6 perhaps [1.7]
Explanations in French  7 peut-être? [1.3#43, 1.8]
8 c’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) [1.3#43]
Examples  9  Vita angaha izao fanadinan' ise? [2.643#]
10  Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4#]

Updated on 2026/04/19