|
|
|
|

Entry 1  andriamanidahy
Elementary words  2 andriamanitra, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
Examples  6  Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona. [2.296#121]
7  Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296#117]

Updated on 2026/04/19