|
|
|
|

Entry 1  andrahoina
Root  2 handro
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Examples  9  Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy. [2.293]
10  koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996]
Other spellings  11 ahandroina, handroina
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andrahoina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ahandroina, 15 Anahidrano, andrahoina, 16 rahondiana

Updated on 2026/04/22