|
|
|
|

Entry (1/2) 1  afina
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1]
[2.588#]
Explanations in English  23 root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2]
24 concealment [1.7]
Explanations in French  25 Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3]
Examples  26  Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany. [2.588#]

Entry (2/2) 27  afina
Root  28 fina
Part of speech  29  passive verb
Morphology 
30  Present :
31  Past :
32  Future :
33  Imperative :
Explanations in English  34 [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown [1.2]

Anagrams  afina, 35 anifa, 36 fania, 37 fiana, fi~ana

Updated on 2026/08/07