| Entry | 1 manafina |
| Root | 2 afina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola
9 Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy 10 Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io 11 Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay 12 Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. [1.1] |
| Explanations in English |
13 to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign.
[1.2] 14 to conceal [1.7] |
| Explanations in French |
15 cacher
[1.3, 1.8, 1.5] 16 receler [1.3] 17 garder le secret 18 fig. ensevelir les souverains [1.3, 1.5] |
| Examples |
19 Hianareo manafina amiko!
[2.324]
20 Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko. [2.472#162] 21 Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy; [2.48#1139] |
| Combinations | 22 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manafina |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Quotes | 24 Texts mentioning that word |
| Anagrams | 25 fanimana, manafina |
| Updated on 2026/04/21 |
|