|
|
|
|

Entry 1  afenina
Root  2 afina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy
9 Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka
10 Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1]
Explanations in English  11 to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2]
12 to be concealed [1.7]
Explanations in French  13 que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5]
14 sur quoi on garde le secret [1.3]
15 qu'on recèle [1.8]
Examples  16  Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472#123]
17  Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48#259]
Combinations  18  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word afenina
Proverbs  19  Proverbs containing that word
Quotes  20  Texts mentioning that word

Anagrams  afenina, 21 fiañena

Updated on 2026/04/21