|
|
|
|

Entry (1/2) 1  afa-karatsaka
Elementary words  2 afaka, 3 haratsaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
Explanations in English  6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]
Combinations  7  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word afakaratsaka

Entry (2/2) 8  afa-karatsaka
Elementary words  9 afaka, 10 haratsaka
Part of speech  11  locution
Explanations in Malagasy  12 madio tsara tsy misy romoromony
13 afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]

Updated on 2026/08/13